Athaliah and Joash

1. And when Athaliah the mother of Ahaziah saw that her son was dead, she arose and destroyed all the seed royal.
1. Athalie, mère d`Achazia, voyant que son fils était mort, se leva et fit périr toute la race royale.
1. Ary nony hitan' i Atalia, renin' i Ahazia, fa maty ny zanany, dia nitsangana izy ka nandringana ny zanak' andriana rehetra.
2. But Jehosheba, the daughter of king Joram, sister of Ahaziah, took Joash the son of Ahaziah, and stole him from among the king's sons which were slain; and they hid him, even him and his nurse, in the bedchamber from Athaliah, so that he was not slain.
2. Mais Joschéba, fille du roi Joram, soeur d`Achazia, prit Joas, fils d`Achazia, et l`enleva du milieu des fils du roi, quand on les fit mourir: elle le mit avec sa nourrice dans la chambre des lits. Il fut ainsi dérobé aux regards d`Athalie, et ne fut point mis à mort.
2. Fa Joseba, zanakavavin' i Jorama mpanjaka ary anabavin' i Ahazia, dia naka an' i Joasy, zanak' i Ahazia, ka namonjy azy mbamin' ny mpitaiza azy avy teo amin' ny zanaky ny mpanjaka izay novonoina ary nafeniny an' i Atalia tao an-trano fitehirizam-pandriana izy, ka tsy mba voavono.
3. And he was with her hid in the house of the LORD six years. And Athaliah did reign over the land.
3. Il resta six ans caché avec Joschéba dans la maison de l`Éternel. Et c`était Athalie qui régnait dans le pays.
3. Ary niery enin-taona tao aminy tao an-tranon' i Jehovah izy. Ary Atalia no nanjaka tamin' ny tany.
4. And the seventh year Jehoiada sent and fetched the rulers over hundreds, with the captains and the guard, and brought them to him into the house of the LORD, and made a covenant with them, and took an oath of them in the house of the LORD, and shewed them the king's son.
4. La septième année, Jehojada envoya chercher les chefs de centaines des Kéréthiens et des coureurs, et il les fit venir auprès de lui dans la maison de l`Éternel. Il traita alliance avec eux et les fit jurer dans la maison de l`Éternel, et il leur montra le fils du roi.
4. Ary tamin' ny taona fahafito, dia naniraka naka ny mpifehy zato sy ny kapiteny ary ny mpiambina Joiada ka nampiditra azy ho ao aminy tao an-tranon' i Jehovah ary nanao fanekena taminy sy nampianiana azy tao an-tranon' i Jehovah, ka nasehony azy ny zanakalahin' ny mpanjaka.
5. And he commanded them, saying, This is the thing that ye shall do; A third part of you that enter in on the sabbath shall even be keepers of the watch of the king's house;
5. Puis il leur donna ses ordres, en disant: Voici ce que vous ferez. Parmi ceux de vous qui entrent en service le jour du sabbat, un tiers doit monter la garde à la maison du roi,
5. "Ary nandidy azy izy hoe: Izao no hataonareo: Ny ampahatelony izay milatsaka amin' ny sabata dia hiambina ny tranon' ny mpanjaka;"
6. And a third part shall be at the gate of Sur; and a third part at the gate behind the guard: so shall ye keep the watch of the house, that it be not broken down.
6. un tiers à la porte de Sur, et un tiers à la porte derrière les coureurs: vous veillerez à la garde de la maison, de manière à en empêcher l`entrée.
6. "Ary ny ampahatelony ho eo ambavahady Sora; ary ny ampahatelony ho eo am-bavahady ivohon' ny mpiambina, dia hiambina ny trano ianareo ka hiaro azy tsy ho rava."
7. And two parts of all you that go forth on the sabbath, even they shall keep the watch of the house of the LORD about the king.
7. Vos deux autres divisions, tous ceux qui sortent de service le jour du sabbat feront la garde de la maison de l`Éternel auprès du roi:
7. Ary ny roa toko aminareo kosa, dia izay rehetra miala amin' ny andro sabata, dia hiambina ny tranon' i Jehovah hiarovana ny mpanjaka.
8. And ye shall compass the king round about, every man with his weapons in his hand: and he that cometh within the ranges, let him be slain: and be ye with the king as he goeth out and as he cometh in.
8. "vous entourerez le roi de toutes parts, chacun les armes à la main, et l`on donnera la mort à quiconque s`avancera dans les rangs; vous serez près du roi quand il sortira et quand il entrera."
8. "Ary hanemitra manodidina ny mpanjaka ianareo, samy mitana ny fiadiany avy; ka na iza na iza mamaky laharana dia vonoy, ary arahonareo ny mpanjaka, na mivoaka na miditra."
9. And the captains over the hundreds did according to all things that Jehoiada the priest commanded: and they took every man his men that were to come in on the sabbath, with them that should go out on the sabbath, and came to Jehoiada the priest.
9. Les chefs de centaines exécutèrent tous les ordres qu`avait donnés le sacrificateur Jehojada. Ils prirent chacun leurs gens, ceux qui entraient en service et ceux qui sortaient de service le jour du sabbat, et ils se rendirent vers le sacrificateur Jehojada.
9. Ary ny kapiteny mpifehy zato dia nanao araka izay rehetra nandidian' i Joiada mpisorona, ka samy nitondra ny olom-peheziny izay nilatsaka tamin' ny Sabata sy izay niala tamin' ny sabata ary nankany amin' i Joiada mpisorona.
10. And to the captains over hundreds did the priest give king David's spears and shields, that were in the temple of the LORD.
10. Le sacrificateur remit aux chefs de centaines les lances et les boucliers qui provenaient du roi David, et qui se trouvaient dans la maison de l`Éternel.
10. Ary ny kapiteny mpifehy zato nomen' ny mpisorona ny lefona sy ny ampingan' i Davida mpanjaka izay tao amin' ny tempolin' i Jehovah.
11. And the guard stood, every man with his weapons in his hand, round about the king, from the right corner of the temple to the left corner of the temple, along by the altar and the temple.
11. Les coureurs, chacun les armes à la main, entourèrent le roi, en se plaçant depuis le côté droit jusqu`au côté gauche de la maison, près de l`autel et près de la maison.
11. Ary ny mpiambina nitsangana, ka samy nitana ny fiadiany avy manodidina ny mpanjaka hatramin' ny zorony ankavanan' ny tempoly ka hatramin' ny zorony ankavia, hatramin' ny alitara ka hatramin' ny tempoly.
12. And he brought forth the king's son, and put the crown upon him, and gave him the testimony; and they made him king, and anointed him; and they clapped their hands, and said, God save the king.
12. Le sacrificateur fit avancer le fils du roi, et il mit sur lui le diadème et le témoignage. Ils l`établirent roi et l`oignirent, et frappant des mains, ils dirent: Vive le roi!
12. Dia nentin' i Joiada nivoaka ny zanakalahin' ny mpanjaka ka nosatrohany ny satroboninahitra izy, dia notolorany ny vavolombelona, ka dia nampanjakainy sy nohosorany izy, ary nitehaka ny olona ka nanao hoe: Ho ela velona anie ny mpanjaka!
13. And when Athaliah heard the noise of the guard and of the people, she came to the people into the temple of the LORD.
13. Athalie entendit le bruit des coureurs et du peuple, et elle vint vers le peuple à la maison de l`Éternel.
13. Ary nony ren' i Atalia ny tabataban' ny mpiambina sy ny vahoaka, dia mba nankao amin' ny vahoaka tao amin' ny tempolin' i Jehovah izy.
14. And when she looked, behold, the king stood by a pillar, as the manner was, and the princes and the trumpeters by the king, and all the people of the land rejoiced, and blew with trumpets: and Athaliah rent her clothes, and cried, Treason, Treason.
14. "Elle regarda. Et voici, le roi se tenait sur l`estrade, selon l`usage; les chefs et les trompettes étaient près du roi: tout le peuple du pays était dans la joie, et l`on sonnait des trompettes. Athalie déchira ses vêtements, et cria: Conspiration! conspiration!"
14. "Ary rehefa nijery izy, fa indro, ny mpanjaka nitsangana teo anilan' ny andry, toy ny fanao, ary ny andriandahy sy ny mpitsoka trompetra dia teo anilan' ny mpanjaka; ary ny vahoaka rehetra tamin' ny tany nifaly sady nampaneno ny trompetra, dia nandriatra ny fitafiany Atalia ka niantso hoe: Fikomiana! fikomiana!"
15. But Jehoiada the priest commanded the captains of the hundreds, the officers of the host, and said unto them, Have her forth without the ranges: and him that followeth her kill with the sword. For the priest had said, Let her not be slain in the house of the LORD.
15. Alors le sacrificateur Jehojada donna cet ordre aux chefs de centaines, qui étaient à la tête de l`armée: Faites-la sortir en dehors des rangs, et tuez par l`épée quiconque la suivra. Car le sacrificateur avait dit: Qu`elle ne soit pas mise à mort dans la maison de l`Éternel!
15. Fa Joiada mpisorona nandidy ny kapiteny mpifehy zato, ny mpifehy ny miaramila ka nanao taminy hoe: Avoahy eny ivelan' ny laharana izy, ary izay manaraka azy dia vonoy amin' ny sabatra. Fa ny mpisorona efa niteny hoe: Aza vonoina ao an-tranon' i Jehovah izy.
16. And they laid hands on her; and she went by the way by the which the horses came into the king's house: and there was she slain.
16. On lui fit place, et elle se rendit à la maison du roi par le chemin de l`entrée des chevaux: c`est là qu`elle fut tuée.
16. Ary nisambotra azy ny olona, fa nandeha tamin' ny lalana fandehanan' ny soavaly ho any an-tranon' ny mpanjaka ravehivavy, dia novonoiny tao izy.
17. And Jehoiada made a covenant between the LORD and the king and the people, that they should be the LORD's people; between the king also and the people.
17. "Jehojada traita entre l`Éternel, le roi et le peuple, l`alliance par laquelle ils devaient être le peuple de l`Éternel; il établit aussi l`alliance entre le roi et le peuple."
17. Ary Joiada nampanao fanekena ny mpanjaka sy ny vahoaka tamin' i Jehovah, mba ho olon' i Jehovah izy, ary nampifanaiky ny mpanjaka sy ny vahoaka koa.
18. And all the people of the land went into the house of Baal, and brake it down; his altars and his images brake they in pieces thoroughly, and slew Mattan the priest of Baal before the altars. And the priest appointed officers over the house of the LORD.
18. "Tout le peuple du pays entra dans la maison de Baal, et ils la démolirent; ils brisèrent entièrement ses autels et ses images, et ils tuèrent devant les autels Matthan, prêtre de Baal. Le sacrificateur Jehojada mit des surveillants dans la maison de l`Éternel."
18. "Ary niditra tao an-tranon' i Bala ny vahoaka rehetra tamin' ny tany ka nandrava azy; ireo alitarany sy ny endri-javatra teo aminy dia notorotoroiny avokoa, ary Matana, mpisoron' i Bala dia novonoiny teo anoloan' ireo alitara. Ary ny mpisorona nanendry manamboninahitra hitandrina ny tranon' i Jehovah."
19. And he took the rulers over hundreds, and the captains, and the guard, and all the people of the land; and they brought down the king from the house of the LORD, and came by the way of the gate of the guard to the king's house. And he sat on the throne of the kings.
19. "Il prit les chefs de centaines, les Kéréthiens et les coureurs, et tout le peuple du pays; et ils firent descendre le roi de la maison de l`Éternel, et ils entrèrent dans la maison du roi par le chemin de la porte des coureurs. Et Joas s`assit sur le trône des rois."
19. Ary nalainy ny mpifehy zato sy ny kapiteny ary ny mpiambina mbamin' ny vahoaka rehetra tamin' ny tany ary nentiny nidina avy tao an-tranon' i Jehovah ny mpanjaka, ka teo am-bavahadin' ny mpiambina no nalehany hankao an-tranon' ny mpanjaka. Dia nipetraka tamin' ny sezafiandrianan' ny mpanjaka izy.
20. And all the people of the land rejoiced, and the city was in quiet: and they slew Athaliah with the sword beside the king's house.
20. Tout le peuple du pays se réjouissait, et la ville était tranquille. On avait fait mourir Athalie par l`épée dans la maison du roi.
20. Ary nifaly ny vahoaka rehetra tamin' ny tany, ary nandry fahizay ny tanàna. Ary novonoiny tamin' ny sabatra teo anilan' ny tranon' ny mpanjaka Atalia.
21. Seven years old was Jehoash when he began to reign.
21. Joas avait sept ans lorsqu`il devint roi.
21. Fito taona Joasy fony izy vao nanomboka nanjaka.
<
>